Accueil Economie Tsenan’ny Arendrina : vitsy ireo mpanjifa

Tsenan’ny Arendrina : vitsy ireo mpanjifa

0
Tsenan’ny Arendrina : vitsy ireo mpanjifa

Tsy mbola mandeha ny tsenan’ny 26 jona raha ny fanazavan’ireo mpivarotra androany. Tsy nahitana ireo kilalalo avy any ivelany  sy ny tsipopoaka ihany koa ny teny amin’ny tsena tamin’ity fanomanana ny fankalazana ny faha 60 taona niverenan’ny fahaleovan-tena ity.