Tsenan’ny Mahamasina : tsy mandeha ny varotra

0

Nangina tsy toy ny mahazatra ny tsena teny Mahamasina androany. Noho ny toe-draharaha politika misy eto amin’ny firenena sy ny tsy fahampian’ny fahefa-mividin’ny olona no anton’izany, raha ny fanadihadiana natao teny an-toerana.
Fanadihadiana : Fitahiantsoa Miora