Accueil Economie Tsy fampiakarana ny vidin-tsolika : hiteraka trosa amin’ny mpandraharaha ara-tsolika

Tsy fampiakarana ny vidin-tsolika : hiteraka trosa amin’ny mpandraharaha ara-tsolika

0
Tsy fampiakarana ny vidin-tsolika : hiteraka trosa amin’ny mpandraharaha ara-tsolika

Miantso ny fitondram-panjakana ny Office Malgache des Hydrocarbures ny amin’ny fandraisana fanapaha-kevitra manoloana ny fiakaran’ny vidin-tsolika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena izay hisy fiantraikany amin’ny vidin-tsolika eto Madagasikara. Hiteraka trosa amin’ny mpandraharaha ara-tsolika na passif indray ny tsy fampiakarana ny vidin-tsolika raha ny fanazavana.