UCTU :  » Confédération tsy manara-dalàna no hakan’ny fanjakana hevitra. »

0

Confédération des transports. Fikambanana efa tsy misy intsony no hakan’ny fanjakana hevitra ho fanatsarana ny fitanterana,  hoy ny eo anivon’ny UCTU. Izay no nivoitra tamin’ny fanambarana nataon’izy ireo.