Vakinankaratra : tontosa tao Antsirabe ny fankalazana nasioanaly ny andron’ny Zandarimaria

0

Tontosa tao Antsirabe nandritra ny 04 andro ny fankalazana Nasionaly ny andron’ny Zandarimariam-pirenena
Maro ireo hetsika nataon’ireo zandary nanamarihana izany tany an-toerana .
Nandritra izao fankalazana izao ihany koa no nanaovana ny famindram-pahefana tamin’ny Colonel ANDRIAPENO HARIVELO SAMI izay voatendry hitantana ny Vondrony tobim-paritra Zandarimaria ao vakinankaratra.