Accueil Société Vaksiny Johnson&Johnson : daozy 336 000 fanampiny nomen’i Etazonia ho an’i Madagasikara

Vaksiny Johnson&Johnson : daozy 336 000 fanampiny nomen’i Etazonia ho an’i Madagasikara

0
Vaksiny Johnson&Johnson : daozy 336 000 fanampiny nomen’i Etazonia  ho an’i Madagasikara

Fanampina vaksiny Johnson&Johnson miisa 336 000 androany no natolotry ny firenena Amerikanina ho an’ny Madagasikara tafiditra ao anaty ny ady atao amin’ny valan’aretina covid-19. Tanjona ny , hanalefahana ny fiantraikan’ny valan’aretina eo amin’ny lafin’ny ara-tsosialy sy ara-toekarena, eo koa ny fanamafisana ny fanetanana amin’ny fanaovam-baksiny ho an’ny mponina.