Valan-javaboahary – Tsimbazaza : namidy tamin’ny sinoa?

0

Miely amin’ny haino aman-jery sy amin’ny tambazotran-tserasera fa namidin’ny fanjakana tamin’ny sinoa ny valan-javaboarin’i Tsimbazaza. Tsy nandiso ary tsy nanamarina izany ny tomponandraikitra eo anivon’ity valan-javaboary ity.