Accueil Economie Vary : ampy ny tahiry sy ny vina fampidiram-bary ao amin’ny seranan-tsambo Toamasina

Vary : ampy ny tahiry sy ny vina fampidiram-bary ao amin’ny seranan-tsambo Toamasina

0
Vary : ampy ny tahiry sy ny vina fampidiram-bary ao amin’ny seranan-tsambo Toamasina

Ampy hiatrehana ny vanim-potoanan’ny maha sarotra eto Madagasikara ny tahirim-bary sy ny vinavina fampidiram-bary ao amin’ny seranan-tsambon’ny Toamasina. Tsy tokony hisy ny fanararaotana sy ny fanaovana Stock ka hampiakatra ny vidim-bary ato amin’ny tsena anatiny hoy ny tomponandraikitry varotra sy ny indostria.