Vary mora : misy manodikodina

0

Misy manodikodina ireo vary mora ary misy kolikoly ataon’ireo mpaninjara eny ifotony hoy ny mpandrindra nasionalin’ny vary mora. Tamin’ity androany ity, nisy ny fanomezana toromarika ireo mpanjinjara eny ifotony, ary hampiharana ny lalàna ireo tratra manodikodina hoy ny tomponandraikitra.