Vehivavy Malagasy Miara-Miainga : nanatanteraka didim-poitra faobe

0

Notanterahina androany teny amin’ny centre de santé MAMINDRA Ankadindratombo ny andiany faharoa amin’ny didipoitra faobe nokarakarain’ny fikambanan’ny Vehivavy Malagasy Miara-Miainga. Hetsika fanao isan-taona izay tafiditra indrindra ao anaty fankalazana ny fetim-pirenena.