Accueil Société Vidim-bary : Tsy miova na misy aza ny fanafarana.

Vidim-bary : Tsy miova na misy aza ny fanafarana.

0
Vidim-bary : Tsy miova na misy aza ny fanafarana.

Tsy nampiova ny vidim-bary teny antsena ny fanafarana vary nataon’ny fanjakana hiatrehana ny fiatraikan’ny fandalovan’ny rivodoza sy ny haintany teto amin’ny firenena. Efa miparitaka eny an-tsena ireo vary ireo saingy latsaka 100 ariary amin’ny vidin’ny vary avy eto an-toerana. Mihoatra lavitra ny vinavina amin’ny fiakaran’ny vidin’ny entana ny zava-misy ankehitriny raha ny hita eny an-tsena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici