Société Vidin-tsolika : niakatra 50 Ariary isaky ny litatra 2 août 2018 0 Facebook Twitter Pinterest WhatsApp Niakatra 50 Ariary isaky ny litatra indray ny vidin-tsolika nanomboka omaly. Ahiana hatrany izay fiakaran’ny vidin-tsolika, mandrapahatratrarana ny vidiny tena izy.