Villa Elisabeth : Nisy nivarotra ny ampahany ?

0

Nisy nivarotra ary efa lafo aman’olona ny “Villa Elisabeth” eny Ivandry, izay anjara trano fonenana Pr Zafy Albert, araka ny loharanom-baovao azo antoka. Iza no nivarotra ity fananam-panjakana ity ary iza no nividy azy?