VMMM : manome lanja ny sehatry ny fanabeazana.

0

Fanolorana fitaratra ho an’ny EPP Andraravola Ankadinandriana. Izay no nanamarihan’ny Vehivavy Malagasy Miara Miainga ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy. Fanomezan-danja ny sehatry ny fanabeazana no anton’ny safidy raha ny fanazavana.