Voambolana malagasy: aman’aliny no miandry fanontana rakibolana vaovao

0

Tsy mbola misy ny enti-manana entina hanontana rakibolana malagasy vaovao. Vokany, aman’aliny ireo voambolana malagasy no miandry izany. Mitohy raha ny fanazavana ny fikarohana voambolana. Amin’izao iray volan’ny teny malagasy izao, lohahevitra entina manamarika izany ny fifehezana ny teny malagasy entina mifehy ny teny vahiny.