Vohilava Mananjary : nanatanteraka fihetsiketsehana ireo mponina

0

Nopotehin’ireo vahoaka avy amin’ireo fokontany miisa 5 mandrafitra ny kaominina Vohilava
ireo fitaovana izay ampiasain’ireo teratany vahiny manao fitrandrahana volamena any an-
toerana nandritra ny hfihetsiketsehana omaly. Tsy hanaiky hatramin’ny farany ny
hanohizan’ny fitrandrahana ireo vahoaka raha ny fanazavana.