Voka-panadinana CEPE Antananarivo Renivohitra : nahitam-piakarana 17,35 %

0

Nivaly ny Talata hariva faha-21 aogositra teo ny voka-panadinana CEPE ho an’ny teto amin’ny foibem-panadinana rehetra ato Antananarivo Renivohitra, niakatra ho 73,61 % raha 56,26 %