Voka-pifidianana – foiben-toeran’ny Kandida Andry Rajoelina : tsy mifanalavitra ny an’ny Ceni

0

Azo antoka ny vokam-pifidianana mivoaka ao amin’ny foibe toeran’ny kandidà Andry Rajoelina. Ankoatry ny fiaraha-mientana miaraka amin’ny eny ifotony, mampiasa fitaovana toa ny angidim-by ihany koa hahafahana mahazo ny vokatra haingana raha ny fanazavan’ny solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Vohipeno.