Vola azon’ny olom-boafidy : Hiakatra ?

0

Hiakatra indray ve ny karaman’ny solombavambahoaka sy ny loholona ? Tapaka tao amin’ny filan-kevitry ny minisitra fa ovaina ny didim-panjakana misahana ny vola sy ny tombotsoa rehetra azon’ny olom-boafidy. Aiza ny mangarahara momba izany?