Accueil Economie <strong>Volavolan-dalàna hifehezana ny harena an-kibon’ny tany : mampitaraina ny mpandraharaha ny fanaovana ny fandoavam-bola ho « CREDOC »</strong>

Volavolan-dalàna hifehezana ny harena an-kibon’ny tany : mampitaraina ny mpandraharaha ny fanaovana ny fandoavam-bola ho « CREDOC »

0
<strong>Volavolan-dalàna hifehezana ny harena an-kibon’ny tany : mampitaraina ny mpandraharaha ny fanaovana ny fandoavam-bola ho « CREDOC »</strong>

Na teo aza ny fakan-kevitra natao tamin’ny famolavolana ny volavolan-dalàna hifehezana ny harena an-kibon’ny tany, maro ny teboka tsy ankasitrahan’ny mpandraharaha ao anatin’izay. Isany nanaitra ny fandoavana ny vola rehetra amin’ny fifampivarotana ny vokatra harena an-kibon’ny tany ho CREDOC avokoa raha REMISE LIBRE izany teo aloha. Ny CREDOC izay fomba fandoavam-bola hanasoratra ny fifampivarotana ka hivadika olana toy ny Droit de sortie indray hoy ny teo anivon’ny FOMM na ny Féderation des Opérateurs Minier Malagasy.