Accueil Politique Volavolan-dalàna hifehy ny fifidianana Solombavambahoaka : nofoanana ny sazy fampiatona

Volavolan-dalàna hifehy ny fifidianana Solombavambahoaka : nofoanana ny sazy fampiatona

0
Volavolan-dalàna hifehy ny fifidianana Solombavambahoaka : nofoanana ny sazy fampiatona

Nofoanana tanteraka ao anatin’ilay vakiraokan’ny volavolan-dalàna hifehy ny fifidianana solombavambahoaka ny sazy fampiatona sy fampitsaharana azy ireo noho ny famadihana palitao sy ny tsy fahatongavana manatrika fivoriana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici