Accueil Politique Volavolan-dalàna: maro no tsy nankatoavin’ny Antenimierandoholona

Volavolan-dalàna: maro no tsy nankatoavin’ny Antenimierandoholona

0
Volavolan-dalàna: maro no tsy nankatoavin’ny Antenimierandoholona

Nankatoavin’ny antenimierandoholona ny volavolan-dalàna mikasika ny politika nasionalin’ny Cinema sy ny sary mihetsika, sy ny Fonds Routiers. Lany ihany koa ny « Motion de rejet »  izay natolotry ny vondrona Parlemantera HVM, mitsipaka ny fandinihana ilay volavolan-dalàna mikasika ny fankatoavana  ireo didy hitsivolana  telo ;  toa ireo lalàna mifehy ny fifidianana sy ny fitsapan-kevi-bahoaka, ny fanendrena ireo  Loholona, ny lalàna mifehy ny harena an-kibon’ny tany, sy ny maro hafa.