Vondron-tafika ZRPS Bravo : hanamafy ny fandriampahalemana any Atsimo

0

Niainga omaly Alakamisy avy tao amin’ny sekolin’ny manam-boninahitra Antsirabe ireo vondron-tafika ZRPS Bravo na Zone Rural Prioritaire de Sécurité miisa 400, hampandry fahalemana any amin’ny faritra mianatsimon’i Madagasikara. Hetsika andiany faha 2 ho famongorana ny tsy fandriampahalemana any amin’ny faritra mena.