Vondrona Eropeana : Ilaina ny fanarahana ny lalàmpanorenana

0

Tokony anatin’ny fanajana ny lalàmpanorenana hatrany ny fanantanterahana ny fifidianana hoy ny masoivohon’ny vondrona Eropeanina. Zava-dehibe amin’ny hisian’ny fifidianana mangarahara izany raha ny fanazavany.