Vondrona Eropeana : manameloka ny herisetra teto amin’ny firenena

0

Namoaka fanambarana ihany koa ny vondrona eropeana manoloana ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena. Manameloka ny herisetra niseho teto amin’ny firenena, indrindra ny fahamoizana ain’olona.