Zaridaina MAE

0

Ataon’ny zokiolona ho fitsaboan-tena etsy amin’ny zaridaina Anosy manoloana ny minisiteran’ny raharaham-bahiny amin’izao fotoana izao. Ireo zokiolona manana ny aretina tosi-drà sy diabeta no mandeha tongotra miodokodina eto mandritra ny ora iray isan’andro.