Zone de recasement

0

Mitohy ny fanotofana tany eny amin’ny zone de recasement Ankorondrano. Nilaza anefa ny teo anivon’ny ministeran’ny fanajariana ny tany fa tsy mbola misy fahazoan-dalana hanototra tany eto Antananarivo renivohitra mandra-pivoaka ny « Schema Directeur d’Assainissement Antananarivo » izay mbola eo am-pamolavolana azy amin’izao fotoana.