Accueil Société Zotra D – Ivato : tsy handefitra amin’ny fihodinana an-dalana ny ATT

Zotra D – Ivato : tsy handefitra amin’ny fihodinana an-dalana ny ATT

0
Zotra D – Ivato : tsy handefitra amin’ny fihodinana an-dalana ny ATT

Mampitaraina ny mponin’Ivato ny tsy fanajana ny bokin’andraikitra sy ny fihodinana an-dalana ataon’ny Zotra D. Isany miray tendro amin’ny mpitaitra amin’izay kolikoly izay ny mpitandro ny filaminana raha ny fitarainana. Iharan’ny lalàna ary mahavoasazy izan,y hoy ny tale jeneralin’ny ATT androany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici