Accueil Société Zotra mampitohy amin’I Mahajanga : miato mandritry ny 15 andro manomboka rahampitso

Zotra mampitohy amin’I Mahajanga : miato mandritry ny 15 andro manomboka rahampitso

0
Zotra mampitohy amin’I Mahajanga : miato mandritry ny 15 andro manomboka rahampitso

Manana hatramin’ny 12 ora alina ireo izay manam-pikasana hihazo an’i Mahajanga. Raha ho an’ny mpitatitra amin’ny zotra mampitohy an’Antananarivo amin’i Mahajanga, ireo mpitatitra mody any sisa no mandeha raha ny fanadihadiana natao teny amin’ny tobim-piantsonana androany. Raha ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny ATT, tapaka amin’ny ampahany ny zotra sasantsasany amin’ny lalam-pirenena faha 4.