Archives quotidiennes: 18 janvier 2018

Raharaha Houcine : voahitsakitsaka ny hasin’ny fitsarana Malagasy

0
Voahitsakitsaka ny hasin'ny fitsarana malagasy manolona ny raharaha Houcine Arfa izay mahavoatonontonona tomponandraikitra ambony eto amin'ny firenena, raha ny fanehoankevitry ny sendikan'ny mpitsara eto Madagasikara. Hatreto, tsy mbola fantatra ny tena marina mikasika iny raharaha iny. Mangina ireo voatonotonona.  

Fidianana Filohampirenena 2018 : mbola maro ireo miahiahy

0
Andro faharoa tamin’ny fihaonana nokarakarain’ny CENI sy ny Antoko politika sy ireo mpanao politika omaly teny Nanisana. Olana politika hatrany no hitan’ireo mpanao politika ho anton’ny tsy faharisian’ny mpifidy misoratra anarana anaty lisi-pifidianana. Nanaitra ny mpanao politika ihany koa ny fomba nizaran’ny CENI ho 3 ireo antoko politika.