Accès aux transports publics des handicapés

0
Les sensibilisations se poursuivent pour mener à bien le projet Lamina qui vise un meilleur accès aux transports publics des handicapés. La communication avec...

Fifidianana 2018 : Tanterahina eo anelanelan’ny 25 novambra –  25 desambra...

0
Eo anelanelan'ny faha-25 novambra ka hatramin'ny faha-25 desambra 2018 no tsy maintsy   hanatanterahina ny fifidianana Filohampirenena fihodinana voalohany araka ny andiany faha- 47 ny...

Antenimierampirenena : Notsipahin’ny governemanta ny tolo-dalàna ho fanatsarana ny CENI

0
Notsipahan'ny Praiminisitra filohan'ny governemanta ny tolo-dalàna laharana faha-002 - 2017 hanomezana fahaleovantena tanteraka  ny CENI ho fanitsiana ny lalàna laharana 2015 - 020 tamin'ny...

Réconciliation nationale

0
Réconciliation nationale : Un comité de sélection a été mis en place en vue de mettre en place le  Conseil du Fampihavanana Malagasy ou...

POLITIQUE

0
La loi des finances rectificative 2017 devrait passer à l’assemblée nationale la semaine prochaine. Des débats sont attendus à cette occasion à la chambre...

Raharaha Claudine Razaimamonjy : Takian’ny SMM ny fanasaziana ireo mpiray tsikombakomba...

0
Namafisin'ny tomponandraikitry ny fonjan'Antanimora fa ao marina i Claudine Razaimamonjy. Toy izany koa ny tomponandraikitra voalohan'ny hopitaly HJRA. Takian'ny sendikan'ny mpitsara ny fanaovana fanadihadiana...

Raharaha Ampanihy : Azo samborina ilay loholona nitsabaka tamin’ny raharaham-pitsarana.

0
Mikasika ny raharaha Ampanihy nisamborana ny ben'ny tanàna tany an-toerana, nilaza ny sendikan'ny mpitsara fa azo atao ny misambotra ilay loholona nampiasa ny fahefany...

Fihaonan’ny Loholona sy Governemanta : Fanontaniana 384 no iandrasam-baliny

0
Omaly tolakandro tamin'ny 4 ora sy sasany vao raikitra ny fihaonana teo amin'ny Loholona sy ny Governemanta raha tokony tamin'ny  10 ora maraina no...

Seranam-piaramanidina Ivato : Kolonely iray nanapatra fahefana tamin’ny mpiasan’ny fadintseranana.

0
Namoaka fanambarana ny Sendikan'ny mpiasan'ny Douanes omaly.  Antony, Kolonely iray nilaza ho olona akaiky ny mpanolotsaina manokan'ny filoham-pirenena no nandrahona sy nanivaiva ny mpiasan'ny...

CENI : Tsy ho rahampitso ny fifidianana mangarahara

0
Tsy ao anatin'ny fandaharam-potoana eny anivon'ny CENI ny fifidianam-paritra hatramin'izao, ny fifidianana izay hifidianan'ny vahoaka ireo solontenany hitantana ny vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana na dia efa...