Riana Andriamandavy: Nody an-tanindrazana tamin’ny alarobia alina

0
Efa eto Madagasikara I Riana Andriamandavy raha ny vaovao voaray. Mitandrina tanteraka ny zandary momba io raharaha io. Andrasana ny tohin’ny fanadihadiana atao aminy.

Transfert monétaire auprès des communes

0
Le mécanisme de transfert monétaire auprès des communes a été lancé hier. Cela ne déresponsabilise en rien les autorités soupçonnées de près ou de...

Adoption du code électoral

0
Aucun délai n'est prévu pour l'adoption du code électoral par les parlementaires. Si les travaux de la commission consultative s'achèveront vers fin-juin, le gouvernement...

Riana Andriamandavy: Afaka mandeha ny fitsarana na tsy eto an-toerana izy

0
Nisy ny fitoriana ny loholona Riana Andriamandavy ary ny Procureur général n’ ny cour d’appel no nampita izany tamin’ny zandary. Azo atao tsara ny...

Fametrahana ny HCJ : kobaka am-bava fotsiny ihany

0
Fampanantenana pokaty. Fehin'ny fampanantenana nataon'ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin'ny vahoaka malagasy. Na eo amin'ny resaka sosialy izany na ara-toekarena fa indrindra eo amin'ny lafiny...

Milieu rural

0
La majorité de la population rurale ne bénéficie pas des services financiers offerts par les opérateurs, les banques et les micros finances selon le...

Taxi

0
La hausse du prix du carburant a entraîné une augmentation du prix de la course des taxis. La course minimum est désormais de 5 000...

Vondrona Eoropeana : Manampy azy ireo handray andraikitra ny fanairana nataon’ny...

0
Tsy azo ekena ny fitrosana tsy mitondra voka-tsoa amin'ny fiainan'ny vahoaka Malagasy noho ny fanodikodinam-bola ataon'ny tomponandraiki-mpanjakana eto amintsika hoy ny filohan'ny antoko Malagasy...

Kolikoly eto Madagasikara : Mampiemotra ny mpiara-miombon’antoka.

0
Mampiemotra ny mpiaramiombon'antoka sy ny mpamatsy vola ny fanjakan'ny kolikoly eto Madagasikara araka ny nambaran'i  Benedito Sanchez, masoivohon’ny vondrona eoropeana , omaly nandritry ny...

Communes urbaines

0
Les dix maires membres de l’Association des grandes villes de Madagascar (AGVM), se sont retrouvés à Toamasina pour une assemblée générale de deux jours...