dimanche 19 mai 2024

Archives quotidiennes: 7 juillet 2017

MLE : Hiemotra ny faha 22 Jolay ny hetsika.

0
Hihemotra amin'ny faha 22 ny volana Jolay ho avy izao ny hetsika fanamarihana ny herintaona nampiharana ny lalàna mifehy ny serasera, araka ny fanambarana navoakan'ny MLE omaly. Entina hanaporofoana fa tsy misy hifandraisany amin'ny hetsika ara-politika kasain'ny TIM ho tanterahana ny Sabotsy ho avy izao no anton'io fanampahan-kevitra io raha ny fanazavana. Hiova sy hihamafy kosa ny hetsika manomboka eto.

HVM : Tsy mitovy hevitra amin’ny sehatra maro ny samy mpikambana

0
Sehatra maro sy tranga samihafa no tsy mampitovy hevitra ny samy HVM ankehitriny. Raha jerena ivelany, misy ny avara-patana mpanapaka izay manilika sy tsy mihaino ny hafa amin'ity antokon'ny filohampirenena ity. Mandeha ihany koa ny feo maro amin’ny fisaratsarahan’ny mpikambana ao amin’ny antoko.