dimanche 19 mai 2024

Archives quotidiennes: 4 juillet 2017

Fitondrana HVM : Matahotra adihevitra politika

0
Efa hifarana ny fotoam-piasan'ny Filoha Hery Rajaonarimampianina, mbola tsy tafapetraka amin'ny toerany eny amin'ny Antenimierampirenena ny Lehibe'ny mpanohitra araka ny Lalàmpanorenana. Midika inona izany? Matahotra ady hevitra politika ve ny mpitondra?.

Antoko Malagasy Miara-Miainga : mitondra ny fomba fijery vaovao eo amin’ny tontolon’ny politika

0
Nanolotra boky miisa 400 ho an’ny lasim-pikarohana momban'ny literatiora sy ny oha-pitenenana Malagasy etsy Ankadifotsy ny teo anivon’ny Antoko Malagasy miara-miainga. Ho fitondrana ny anjara biriky eo amin’ny tontolon’ny fampianarana no antony nanaovana izany. Mitondra fomba fijery vaovao eo amin’ny tontolon’ny politika eto Madagasikara ity antoko ity hoy ny sojaben’ny FLSH.