Accueil 2018 janvier

Archives mensuelles: janvier 2018

Fidianana Filohampirenena 2018 : mbola maro ireo miahiahy

0
Andro faharoa tamin’ny fihaonana nokarakarain’ny CENI sy ny Antoko politika sy ireo mpanao politika omaly teny Nanisana. Olana politika hatrany no hitan’ireo mpanao politika ho anton’ny tsy faharisian’ny mpifidy misoratra anarana anaty lisi-pifidianana. Nanaitra ny mpanao politika ihany koa ny fomba nizaran’ny CENI ho 3 ireo antoko politika.

Raharaha Houcine Arfa: Mitentina 271 670 000 Ariary ny tsolotra noraisin’ny minisitry ny fitsarana

0
Nanao fanambarana hafa indray tamin'ny haino amanjery tany frantsa ilay teratany frantsay, nigadra teto Madagasikara ary nandositra any ivelany. Nanome 100 000 euros ho an'ny minisitry ny fitsarana sy ny mpampanoa lalàna izy nahafahany nitsoaka teto Madagasikara raha ny voalazany ao amin'io resaka nataony io.

Grevy Ankatso : olon-tsotra iray sy mpitandro filaminana iray naratra.

0
Olon-tsotra iray sy mpitandro filaminana iray no naratra vokatry ny tora-bato nataon'ireo mpianatra teny Ankatso omaly. Antony, nanao hetsika fitakiana ny vatsim-pianarana izay mbola tsy voaloa izy ireo. Tsy maintsy hivoaka amin'ity herinandro ity ny tetiandro famoahana izany hoy ny tomponandraikitra.

eVisa: Iza avy no tomponantoka ?

0
Araka ny vaovao efa narahina teto amin'ny Kolo Tv, nanomboka tamin'ity taona 2018 ity ny fakana ny vola alaina amin'ny visa eny amin'ny seran-tsambo sy seranam-piaramanidina ataon'ny orinasa tsy miankina iray izay nataon'ny sampandraharaham-panjakana teo aloha. Mpandraharaha mpanolontsainan'ny filohampirenena iray no voalaza ho tompon'ilay orinasa mandray io vola io.

Fitantanana: tsy ampy fiomanana amin’izany mpitondra fanjakana malagasy.

0
Tsy misy ny fiomanana mialoha ataon'ny tomponandraikimpoanjakana malagasy amin'ny fitantanana ny firenena ankapobeny. Tahaka izany ny fiatrehana ny rivodoza farany teo. Izay no nambaran'ny mpanao politika tao anatin'ny fandahraana ankitsipo. Fanovana rafitra no ilaina manoloana ny tsy fahombiazana amin'ny fitantanana sy ho fampadrosoan'ny firenena hoy kosa ny teknisiana.

EDITO

0
Maika avokoa ny fanarenana ny tsy fandriampahalemana, ny vidim-piainana, ny ady tany, ny kolikoly, ny fanjakana tsy tan-dalàna, ny takaitra navelan’ny rivo-doza AVA, nefa hatramin’izao tsy hita mazava ny drafitra sy programa ary politika mazava avy amin’ny mpitondra hanarenana ireo notanisaina ho maharary ny vahoaka indrindra ireo. Kabary sy fihetsiketsehana no betsaka fa izany hoe : « gouverner, c’est prévoir », tsy ho hita amin’ity fitondrana HVM ity, raha ny fahitan’ny mpanara-baovao azy.
editorial

Lassitude

0
Le régime actuel a perdu la confiance du peuple. Les dirigeants minimisent les priorités de la population malgache telles que la lutte contre la corruption, l’insécurité ou encore l’instauration d’un véritable Etat de droit. A Madagascar, l’expression « gouverner, c’est prévoir » demeure une utopie. La population quant à elle, baisse les bras. L’insécurité est aujourd’hui devenue un phénomène indissociable de la vie quotidienne de la population. Malgré la réforme du secteur de la sécurité, aucun changement n’est constaté. Dernièrement, le chef du gouvernement a affirmé résoudre le problème de l’insécurité en trois mois. Et pourtant, actuellement les homicides, les prises d’otages et autres formes d’actes de banditismes se multiplient. Las des serments non tenus et des faux espoirs, les citoyens n’accordent plus aucun crédit aux promesses des dirigeants. Pour l’opinion publique, il est clair que si le gouvernement ne fait preuve d’aucune transparence envers la population, c’est d’une part à cause de l’inefficacité des stratégies mises en place pour le développement du pays, et d’autre part tout simplement en raison d’un mépris pour le peuple malgache qui tolère indéfiniment l’inutilité de ses dirigeants. En ce qui concerne les litiges fonciers, problèmes récurrents à Madagascar depuis quelques années, les responsables au sein du gouvernement favorisent les coupables, en accordant notamment des privilèges aux étrangers. Sans parler de la corruption qui gangrène la majeure partie des institutions de la République de Madagascar, et dont les premières victimes sont les citoyens. Quand le gouvernement prendra-t-il enfin en compte l’intérêt du peuple  et prendra ses responsabilités face à l’insécurité, la cherté de la vie, les litiges fonciers, la corruption, les répercussions des diverses catastrophes naturelles ainsi que les autres problèmes socio-économiques quotidiens ? Pour l’instant, cette perspective relève d’une illusion. Aujourd’hui encore, la loi qui régira le processus électoral ainsi que la date de la prochaine élection présidentielle n’est toujours pas fixée. La prochaine élection présidentielle est pourtant la seule petite lueur d’espoir pour les habitants de la Grande Île.

Fitomboan’ny isan’ny mpifidy : vitsy dia vitsy tsy araka ny vinan’ny CENI

0
20 andro mialohan’ny hikatonan’ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy. Vitsy dia vitsy tsy araka ny vina napetrakin’ny CENI ny fitomboan’ny isan’ny mpifidy hatramin’ny Alatsinainy faha-8 janoary 2018 lasa teo raha ny teto Antananarivo Renivohitra.

JIRAMA : manadio tena ireo tomponandraikitra.

0
Tsy marina ny filazana fa misy kiatranoantrano nahazon'ireo orinasa tsy miankina ny tsena eo anivon'ny JIRAMA hoy ny tomponandraikitra, raha nihaona tamin'ny mpanao gazety omaly. Ny mifanohitra amin'izany anefa no zava-misy iarahan'ny rehetra mahita ka mampikoroso fahana ny JIRAMA hatramin'izao.

AVA

0
33 décès, 22 disparus, et 136 005 sinistrés ont été dénombrés jusqu’ à mercredi suite au passage du cyclone tropical AVA, d’après le bilan provisoire du Bureau National de Gestion des Risques et Catastrophes. D’autre part, 19 infrastructures sanitaires ont été endommagées ou détruites, 77 salles de classe sont utilisées comme site d’hébergement et 34 641 élèves sont privés de cours. En ce qui concerne la région d’Antananarivo Avaradrano, ce secteur compte actuellement 31 746 sinistrés, et 19 585 personnes ont dû être déplacées. Au niveau du secteur de l’éducation, 37 CISCO ont subi des dégâts suite au passage d’Ava. En tout 262 salles de classe ont été totalement détruites et 239 salles ont été décoiffées. A ce jour, pour les zones se trouvant au long de la rivière d’Ikopa, de Sisaony et de Mamba, l’alerte rouge indiquant l’imminence d’un danger est maintenue.