Archives quotidiennes: 28 mars 2018

Lalàmpifidianana : omena sarintsarina fahaleovantena ny CENI

0
Ny andiany faha-4 ao amin’ilay volavolan-dalàna hifehy ny fifidianana Filohampirenena no ho entina aminao anio.

Forum de l’économie : nijabahan’ny mpitondra fanjakana.

0
Nidiran'ny fanjakana ny forum de l'économie izay nokarakarain'ny CREM. Fihetsika izay nampametra-panontaniana ny maro ary niteraka disadisa eo anivon'ny samy mpikambana eo anivon'ny CREM raha ny fantatra.

RALEVA Mananjary : nahemotra ny fitsarana.

0
Nahemotra amin'ny fotoam-pitsarana manaraka ny fitsarana an' i RALEVA ao Mananjary izay tokony ho natao omaly. Na izany aza, nanamafy hatrany ny Amnesty International fa tokony ho foanan'ny mpitondra ny sazy mihantona 2 taona mahazo azy.

Famoronana orinasa : niakatra 26% ny taona 2017

0
Nahitana fiakarany ny tahan'ny famoronana orinasa eto Madagasikara ny taona 2017 raha ny antontanisa avy amin'ny EDBM. Mbola sakana ho an'ny mpandraharaha anefa ny tosika ara-bola enti-mamorona orinasa sy ny fikarakarana antontan-taratasy raha ny fanazavana.