Archives mensuelles: mai 2021
SMMC Toamasina : mitaky ny zoany ireo mpibata entana ao amin’ny orinasa
Miteraka savorovoro any Toamasina ny fampiatoana amin’ny asany ireo dokera maro tao amin'ny Société de Manutention des Marchandises Conventionnelles ao amin'ny seranan-tsambon'i Toamasina. Mitaky ny zo feno amin'ny maha mpiasa ara-dalàna azy ireo, ireo natsahatra tamin’ny asany.