Kaominina Ambohidratrimo : tariby mitondra herinaratra 300 m nisy nangalatra

0
Trano maherin'ny 2 000 no tsy afaka mampiasa jiro ao amin'ny fokontanin'Amboara kaominina Ambohidratrimo. Antony, nisy nangalatra ny tariby mitondra herinaratra. Manjaka vokatr'izany ny...

Fitokonan’ny Sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara: Mikatona ny fitsarana manerana ny nosy.

0
Nisokatra ihany ny fitsarana teto Antananarivo omaly na niroso tamin’ny fitokonana aza ny mpitsara. Nanakatombaravarana kosa ny tany amin’ny faritra. Ankilany, zo fototra ny...

Arboretum Ambatobe : mifampialangalana ny tomponandraikitra

0
Mifanilika ireo tomponandraikitra voakasika amin'ny raharaha arboretum eny Ambatobe. Ankilany ny avy amin'ny ministeran'ny fanajariana ny tany, milaza fa ny eny anivon'ny kaominina Ankadikely...

Fanoherana : manao izay tiany hatao ny filoham-pirenena sy ny Praiminisitra.

0
Tsy mbola tafajoro amin'ny fomba ofisialy ny fisian'ny mpanohitra eny amin'ny Antenimera eto amintsika, na dia efa nisy aza ny antoko nilaza tamin'ny fomba...

SMM: hiroso amin’ny fitokonana faobe manomboka rahampitso

0
Hitokona ny mpitsara rehetra manerana ny nosy manomboka androany 11 jolay ary haharitra 7 andro io fitokonana faobe io. Antony, mbola tsy misy ny...

Fonja eto Madagasikara : Betsaka no ahiana ho rodana

0
Fonja maro manerana an'i Madagasikara no ahiana ho rodana na hisy fahasimbany noho ny tsy fisian'ny fanavaozana azy ireo an-taonany maro, toa ny nitranga...

TIM – CUA : Hitory ny Prefektioran’ny polisy sy ny  CIRGN...

0
Nampiantso mpanao gazety taorian'ny hetsika fankalazana ny faha 15 taonan'ny antoko ny filohan'ny antoko TIM, hitory ny PREFET DE POLICE sy ny CIRGN noho...

Fitantanana ny firenena: mikorontana ny mpitondra.

0
Tahaka ny zava-misy eo anivon'ny antoko HVM, miha mibaribary ny savoritaka misy eto amin'ny firenena. Hafa ny fanehoan-kevitra entin'ny filoha lefitry ny antoko HVM...

MLE : Hiemotra ny faha 22 Jolay ny hetsika.

0
Hihemotra amin'ny faha 22 ny volana Jolay ho avy izao ny hetsika fanamarihana ny herintaona nampiharana ny lalàna mifehy ny serasera, araka ny fanambarana...

HVM : Tsy mitovy hevitra amin’ny sehatra maro ny samy mpikambana

0
Sehatra maro sy tranga samihafa no tsy mampitovy hevitra ny samy HVM ankehitriny. Raha jerena ivelany, misy ny avara-patana mpanapaka izay manilika sy tsy...