dimanche 28 avril 2024

Archives quotidiennes: 30 avril 2018

OIF : nampiantso ireo antoko politika matanjaka eto amin’ny firenena

0
Nampanantson'i Michaëlle Jean, sekretera jeneralin'ny organisation internationale de la francophonie tetsy Antaninarenina omaly hariva ireo filohan'antoko politika matanjaka eto amin'ny firenena, toa ny filohan'ny antoko Malagasy Miara-Miainga, ny mpitarika ny Mapar sy ny filohan'ny antoko TIM.

Lapan’ny mahazoarivo : mikonikonina inona?

0
Nanaitra ny mpanara-baovao ny fihaonana tampoka nisy teo amin'ny praiminisitra, sy ireo minisitra vitsivitsy teny amin'ny lapan'ny Mahazoarivo omaly hariva. Mametra-panontaniana ny maro ny amin'ny anton'ny fihaonana.

FFKM : vitan’ny malagasy ny mifandamina, tsy baikon’ny vondrona iraisam-pirenena

0
Hiditra an-tsehatra amin'ny fanelanelanana ny toe-draharaha misy eto amin'ny tany sy ny firenena amin'izao fotoana izao ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara na ny FFKM. Tsy misy ny tsindry avy amin'ny vondrona iraisam-pirenena na antoko politika izao fidirana an-tsehatry ny FFKM izao.

EDITO

0
Efa nampoizina ! Izay no azo anambarana ny krizy mialoha na mandritra ny fifidianana. Tsy inona anefa no anton'izany fa vokatry ny nafitsoky ny mpitondra tamin’ny fampandaniana ny Lalàmpifidianana amboletra sy feno kolikoly ka izao miafara amin’ny fitakian’ny vahoaka Malagasy sy ireo Solombavambahoakan’ny fanovàna miisa 73 fametraham-pialàn’ny Filoha RAJAONARIMAMPIANINA Hery.