samedi 27 avril 2024

Archives quotidiennes: 26 avril 2018

Analakely : hanao tatitra isam-paritra ireo solombavambahoaka isan’isany

0
Nilamina amin'ny ankapobeny ny diabe niainga Analakely mialohan'ny nahatongavany teny amin'ny fitsarana avo momban'ny lalam-panorenana.

Malagasy Miara-Miainga : manamafy ny fitakiana fialan’ny filoha RAJAONARIMAMPIANINA.

0
Manamafy hatrany ny fitakiana ny fametraham-pialan'ny filoha Hery RAJAONARIMAMPIANINA ny antoko Malagasy Miara-Miainga. Mitaky ihany koa ny hisian'ny fifidianana ao anatin'ny fanajana ny lalam-panorenana.

Solombavambahoaka ho an’ny fiovana: tafapetraka ny motion de déchéance.

0
Tafapetraka eny amin'ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana ny fangatahana fialan'ny filohampirenena amin'ny fomba ofisialy na motion de décheance nataon'ireo solombavambahoaka ho an'ny fanovana. Tsy faka hiroso amin'ny fandravana ny antenimieram-pirenena araka izany ny filohampirenena.

SADC : ho avy eto Madagasikara indray i Joaquim Chissano

0
Ho tonga eto Madagasikara ny iraka manokan'ny Sadc Joaquim Chissano filohan'ny repoblika Mozambika teo aloha. Hijery vahaolana amin'ny rahara politika sy hanamora ny firosoana amin'ny fifidianana no tanjona amin'io dia io.