OIF – Fifidianana 2018 : fifidianana Filohampirenena sy Solombavambahoaka

0
Nohamafisin'i Jeneraly SIAKA Siangare, mitarika ny delegasiona avy amin'ny OIF fa ny fifidianana Filohampirenena sy ny Solombavambahoaka no tokony ho tanterahina amin'ny taona 2018...

Mponina – Anosy Avaratra : mitaky ny hamindrana ireo olona mararin’ny...

0
Takian'ireo mponina ao Anosy Avaratra ny hamindrana ireo mararin'ny pesta tsaboina ao amin'ny hopitalin'Anosy Avaratra. Teny midina no antony nandraisana ireo marary hoy ny...

Air Madagascar- Air Austral : Vita sonia ny fifanaraham-piaraha-miasa

0
Tontosa omaly hariva ny fanaovan-tsonia ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin'ny kaompaniam-pitaterana Air Madagascar sy ny kaompania vahiny Air Austral. Haharitra 10 taona ny fiarahamiasa ary...

Subventions : mifanohitra ny ambaran’ny fitondrana sy ireo kaominina

0
Efa nahazo subventions ny kaominina rehetra eto Madagasikara, mandeha tsara ny fitsinjarana izany, omena subventions ihany koa atsy ho atsy ireo eny anivon'ny fokontany....

Fokontany Alarobia Amboniloha : nitroatra nandà ny handraisana ireo mararin’ny pesta

0
Nitokona nandà ny fepetra noraisin'ny minisiteran'ny fahasalamana amin'ny handraisana ireo ahiana ho voan'ny valan'aretina pesta ao amin'ny biraom-pokontany sy ny "dispensaire" eny amin'ny fokontany...

Collectif Tany : Mitaky ny fampitsaharana ny fitrandrahana ataon’ny DNI metal

0
Miantso ny olompirenena hanangon-tsonia, hampitsaharana ny fitrandrahana ataon'ny orinasa DNI metals ao Ambatolampy-Brickaville ny collectif tany. Toherin'izy ireo ihany koa ny ramatahora atao main'ny...

Commission consultative : nanao tatitra tamin’ireo mpiara-miombon’antoka

0
Omaly maraina no notontosaina teny amin'ny foibe toeran'ny CENI eny Alarobia ny tatitry ny asa nataon'ilay "commission consultative" nanolotra soso-kevitra ho fanatsarana ny lalàna...

Calendrier électoral

0
L’exécutif n’a pas encore répondu à la demande de la CENI de publier le calendrier électoral. Selon les explications reçues, cet organe en charge...

Fitokonan’ny SMM-SGM: Tsy vahaolana ny fampiasana herisetra

0
Fisehoana ivelany ihany no entin'ny Fitondrana hanehoana fa voafehy ny fitokonan'ny SMM sy SGM izay niatomboka ny alakamisy lasa teo. Nogiazana tanteraka ny vavahadin'ny...

Recours à la force

0
La grève générale entamée récemment par les membres du syndicat des magistrats de Madagascar (SMM) et les membres du syndicat des greffiers de Madagascar...