Fifidianana Filohampirenena  : tokony ho tanterahina amin’ny 2018 hoy ny Ambasadaoro...

0
Nanamafy ny amin'ny tokony hanatanterahana ny fifidianana filohampirenena amin'ny taona 2018 ny amerikanina araka ny fanehoan-kevitry ny masoivohony miasa eto amintsika Robert Yamaté. Fifidianana...

MMM : Mialà rehefa tsy mahavita fa tsy ny Lalàmpanorenana no...

0
Nambaran'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga nanoloana ny mpanao gazety omaly nandritra ny "Rentrée politique"-ny fa tapitra amin'ny faha-25 janoary 2019 ny fe-potoana fiasan'ny Filohampirenena ankehitriny....

Betroka : Iza no maniry tsy hisian’ny fandriampahalemana?

0
Manoloana ny tsy fandriampahalemana any amin'ny faritra Betroka, tsy mandray andraikitra ny zandarimariam-pirenena any an-toerana hoy ny solombavambahoaka voafidy tany amin'iny faritra iny, izay...

Fanovàna Lalàmpanorenana : kajikajy politikan’ny mpitondra

0
Maneho ny heviny momba ny fikasan'ny fahefana mpanatanteraka hanova ny lalàmpanorenana ny Solombavambahoaka tsy miankina voafidy tany Taolagnaro. Aminy dia kajikajy politika hitazomana seza...

Tsy fandriampahalemana : efa nandray andraikitra ny fitondrana hatramin’izay hoy ny...

0
Manoloana ny tsy fandriampahalemana eto amintsika, efa nandray andraikitra ny fitondrana hatramin'izay, hoy ny Filohampirenena omaly nandritra ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny RSS...

Gagner du temps

0
Un toilettage de la Constitution se profile suite aux déclarations du Premier ministre selon lesquelles plusieurs points doivent être revus. La disposition constitutionnelle portant...

Madagasikara, tany demokratika : mijanona ho kabary ambony latabatra ihany

0
Mitohy hatrany ny fanapenam-bava sy ny ramatahora ataon'ny fitondram-panjakana amin'ireo izay mijoro miaro ny tanindrazany. Taorian'ny raharaha Clovis Razafimalala, mpikambana eo anivon'ny fiarahamonim-pirenena any...

Sendika CUA : tsy ekena ny fanomezana ny fidiram-bolan’ny Kaominina amin’ny...

0
Tsy ekena ny fanomezana ny fidiram-bolan'ny Kaominina Antananarivo renivohitra amin'ny orinasa tsy miankina hoy ny Sendikan'ny mpiasa. Araka izany, nametraka taratasy fanohanana teny amin'ny...

Filankevitry ny minisitra : orinasam-panjakana 08, hohalalahana ny fivarotana ny actifs.

0
Fananam-panjakana amina orinasam-panjakana miisa 08 no fantatra fa hohalalahana ny ny fivarotana ny actifs ao aminy. Tsy fantatra mazava anefa hatreto ny hoe iza...

Fanadinam-panjakana : variana amin’ny facebook sy rendrarendra ireo mpianatra

0
Variana amin'ny facebook sy rendrarendra ireo mpianatra. Izay no nisongadina nandritra ny fanadihadiana nataon'ny  Agence capsule sy ny fiaraha-miasa amin'ny  Kolo tv tamin'ny faha...