Vehivavy Malagasy Miara-Miainga : hitety faritra maro mandritra ny volana Septambra.

0
Toy ny fanao isan-taona, hitety tsena sy faritra maro ny fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga mandritra ity volana Septambra ity. Hivarotra fitaovam-pianarana amin'ny vidiny mirary...

Volavolan-dalàm-pifidianana : Eny anivon’ny governemanta

0
Nanamafy io maraina io ny praiminisitra fa ny fanjakana no mandray antanana ny lalàna mikasika ny fifidianana. Eny anivon’ny governemanta ankehitriny ny rijan-dalàna tamin’ireo...

Vitesse et précipitation

0
Les 33 nouveaux membres du Conseil pour la Réconciliation nationale ont été conviés au Palais d’Etat d’Iavoloha la semaine écoulée. A cette occasion, les...

SMM sy Ramatoa Minisitra : Mitovy ny tadin-dokanga?

0
Nihaona tamin'ny minisitry ny Fitsarana vaovao omaly tetsy Faravohitra ny Sendikan'ny Mpitsara Malagasy. Tapaka tamin'izany fihaonana izany fa hatsangana ny Comité de Reforme ary...

Asan-dahalo : mangataka ny fanafoanana ny Prefet de Region ireo mpihary...

0
Mangataka ny fanafoanana ny Prefet de region ireo mpikambana ao amin'ny Mpihary ombigasy eto amintsika. Isan'ny mapirongatra ny asan-dahalo eto amintsika izany, raha ny...

Explosion à Ambohimanambola

0
2 morts, et 7 personnes gravement blessées, tel est le bilan de l'incendie qui s'est produit à   Ambohimanambola hier. Un réservoir de fuel lourd...

Vols de bovidés

0
Localiser les zébus et leur  acheminement par puce électronique. C’est ce que propose la société civile face aux problèmes d’insécurité récurrente causée par les...

Jirama Ambohimanambola : Nirehitra ny tobim-pamokarana herinaratra Aksaf Power

0
2 no maty, 7 no naratra mafy vokatry ny firehetana niseho teny amin’ny Jirama Ambohimanambola io maraina io. Fitahirizan-tsolika amin’ny tobim-pamokarana herinaratry ny Aksaf...

Taom-pianarana 2017-2018 : miisa 44 ireo sekoly tsy mainkina hakatona

0
Miisa 44 ireo sekoly tsy miankina tsy manara-dalàna ka tsy maintsy hakatona amin'ity taom-pianarana ity araka ny nambaran'ny ofisy nasionaly misahana ny fampianarana tsy...

Fitakiana sendikaly eo anivon’ny Fitsarana : Mandà ny fihaonana ny Filohampirenena

0
Mandà ny hihaona amin'ireo sendika ho famahana ny olan'ny Fitsarana eto Madagasikara ny Filohampirenena Hery Rajaonarimampianina, araka ny nambaran'ny Sendikan'ny Mpitsara Malagasy sy ny...