Ankatso

0
Un étudiant arrêté, un gendarme gravement blessé aux yeux. Tel est le bilan des échauffourées entre les étudiants de l’université d'Ankatso et les forces...

Fanajana zon’olombelona teto Madagasikara 2016 : Ratsy ny tatitra navoakan’i Etazonia.

0
Maro ireo zon’olombelona voahitsakitsaka eto Madagasikara raha ny tatitry ny firenena amerikanina momba ny zon’olombelona tamin’ny taona 2016. Mila ezaka lehibe ny fanarenana izany...

Jirama : Tsy mbola hita ny tetibola hanarenana ireo milina

0
Eo amin'ny lafiny toekarena , 3 tapitrisa dolara ny vola ilaina amin'ny fanarenana ny milina izay mamokatra herinaratra eny Ambohimanambola, hoy ny tomponandraikitra eo...

Arboretum d’Ambatobe

0
Les constructions au sein de l’arboretum Ambatobe se poursuivent même si le site a été scellé par le ministère d’Etat chargé des projets présidentiels...

Industrie

0
La politique de l'industrie à Madagascar n’est pas appliquée comme elle devrait l’être et freine  les investissements des opérateurs économiques ainsi que les exportations...

Komitin’ny fampihavanam-pirenena : Ho fantatra afaka 74 andro.

0
75 andro nanomboka ny Alatsinainy teo no fe-potoana ananan'ireo olona 9 misahana ny fandinihana ny antotan-taratasin'ireo hanolo-tena handrafitra ny komity vaovao hisahana ny fampihavanam-pirenena...

Claudine Razaiamamonjy :  Tsy mbola nisy fangatahana fahafahana vonjimaika voarain’ny chaîne...

0
Nanatanteraka fitsirihana tsy ara-potoana ny substitut an’ny tonia mpampanoa lalàna ny maraina teo raha nisy nahita nandehandeha tamin’ny alina ny fiaran’i Claudine Razaimamonjy narahana...

Vanille

0
La filière vanille est perturbée par les vols de vanille verte auxquels se greffent  des intimidations émanant des autorités sur les producteurs et opérateurs...

FMI

0
Si on se réfère au PIB par habitant récemment publié par le FMI, Madagascar est classé 5ème pays le plus pauvre en Afrique. D'après...

Hajo Andrianainarivelo : Madagascar a besoin d’un parti d’opposition

0
Fervent défenseur d’un retour à l’ordre constitutionnel et de la décentralisation du pouvoir, Hajo Andrianainarivelo souhaite, avec son parti le « Malagasy Miara Miainga » (MMM)...

Fananganana ny Haute Cour de Justice: Tsy misy tohiny intsony taorian’ireo...

0
Ny fananganana ny HCDDED no isan’ny mampikatso ny fananganana ny Haute Cour de Justice. Tomponandraikitra amin’izany ny filoham-pirenena satria ny solontenany ao anatin’io rafitra...

Arboretum Ambatobe : Niverina ny asa

0
Niverina nanomboka omaly ny asa ao amin'ny Arboretum Ambatobe. Efa nisy ny fanidina ny  toerana izay nataon'ny teo anivon'ny ministeram-panjakana misahana ny fanajariana ny...

Mpiasa misotro ronono eo anivon’ny SECREN : nisy nanodikodina ny latsakemboka.

0
Nisy nanodikodina ny  latsakembok'ireo mpiasa tao amin'ny orinasa secren. Mitaraina vokatr'izany ireo mpiasa misotro ronono eo amin'ity orinasa ity.  

Obstination

0
Si la Communauté internationale reconnait entretenir des relations avec l’opposition, les dirigeants actuels tant au niveau de l’exécutif que du législatif, s’obstinent dans leur...

JIRAMA: Mpanolon-tsainan’ny Filoham-pirenena no notendrena ho filohan’ny filan-kevim-pitantanana vaovao.

0
Voatendry ho filohan'ny filakevim-pitantanana araka ny didim-panjakana nivoaka tamin'ny filakevitry ny minisitra tamin’ny Alarobia teo i Hyacinthe Todimanana Befeno, mpanolotsainan'ny filohan'ny Repoblika. Raha ny...

Riana Andriamandavy: Nody an-tanindrazana tamin’ny alarobia alina

0
Efa eto Madagasikara I Riana Andriamandavy raha ny vaovao voaray. Mitandrina tanteraka ny zandary momba io raharaha io. Andrasana ny tohin’ny fanadihadiana atao aminy.

Transfert monétaire auprès des communes

0
Le mécanisme de transfert monétaire auprès des communes a été lancé hier. Cela ne déresponsabilise en rien les autorités soupçonnées de près ou de...

Adoption du code électoral

0
Aucun délai n'est prévu pour l'adoption du code électoral par les parlementaires. Si les travaux de la commission consultative s'achèveront vers fin-juin, le gouvernement...

Riana Andriamandavy: Afaka mandeha ny fitsarana na tsy eto an-toerana izy

0
Nisy ny fitoriana ny loholona Riana Andriamandavy ary ny Procureur général n’ ny cour d’appel no nampita izany tamin’ny zandary. Azo atao tsara ny...

Fametrahana ny HCJ : kobaka am-bava fotsiny ihany

0
Fampanantenana pokaty. Fehin'ny fampanantenana nataon'ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin'ny vahoaka malagasy. Na eo amin'ny resaka sosialy izany na ara-toekarena fa indrindra eo amin'ny lafiny...