dimanche 05 mai 2024
Accueil 2018 octobre

Archives mensuelles: octobre 2018

Mpanolontsain’ny Filoha teo aloha Rajaonarimampianina : miady mafy

0
Loharanom-baovao azo antoka no nahalalana fa miady mafy hamoahana ny kaontenera miisa 60, izay an’ny orinasa TIKO sy MAGRO giazana ao amin’ny biraon’ny doany ao Toamasina ankehitriny ny mpanolontsaina manokan’ny Filoha teo aloha RAJAONARIMAMPIANINA Hery, izay malaza amin’ny famoahana entana eny amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina.

Politika nasionalin’ny trano fonenana : tsara fa tara hoy ny mpanara-baovao

0
Fotoana vitsy tsy ahataperan'ny fe-potoam-piasan'ny fitondrana HVM vao tonga saina ny hamolavola politika nasionaly ho an'ny trano fonenana ny tomponandraikitra eo anivon’ny sampan-drahrahan’ny fananan-tany. Tsara fa tara hoy ny mpanara-baovao amin'izao andro iraisam-pirenena amin'ny trano fonenana izao.

Antananarivo renivohitra : miverina indray ny fanotofana tsy ara-dalàna

0
Amin'izao ankatoky ny fampielezan-kevitra izao, miverina ary mihamahazo vahana indray ny fanotofana tany tsy ara-dalàna eto Antananarivo renivohitra. Ohatra miharihary amin'izany ny eny amin'ny zone de recasement Ankorondrano. Manoloana izany anefa, mitazam-potsiny ary mifanilika andraikitra ny mpitondra sy ireo tomponandraikitra.

Fifidianana : mpiantsehatra maro no vonona hanara-maso

0
Hiroso amin'ny fifidianana ny vahoaka malagasy ny faha 7 novambra hoavy izao. Fifidianana izay hanehoan'ny tsirairay ny safidy malalaka an'izay filohampirenena hitondra azy. Fiarahamonim-pirenena sy fikambanana maro ankehitriny no vonona hanara-maso ny fifidianana izay.