dimanche 28 avril 2024

Archives quotidiennes: 16 octobre 2019

« Kidnapping » teny Ambohimangakely : ho fantatra rahampitso ny marina rehetra

0
Ho fantatra rahampitso ny marina rehetra momba ilay fakana an-keriny zazalahy 1 taona sy tapany teny Ambohimangakely. Olona 10 hatreto no voasambotra ka nanaovana famotorana ary ny 4 amin'ireo no voakasika mivantana raha ny fanadihadiana natao.

Moramanga – Ambatondrazaka : natomboka androany ny fanamboarana ny RN44

0
Araky ny efa nampanantenain'ny Filohan'ny Repoblika, natomboka tamin'ny fomba ofisialy androany ny fanamboarana tara ny lalampirenena 44 , Moramanga sy Ambatondrazaka. 18 volana ny faharetan'ny dingana voalohan'ny asa.

« 2ème session » : natokana ho an’ny bakalorea sokajy ankapobeny

0
Nitondra fanazavana manoloana ny fangatahan’ny mpampianatry ny lisea teknika amin’ny tokony hanatanterahana ny 2ème session ho an’ny bakalorea teknika ihany koa ny minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Nohamafisiny tamin’izany fa natokana ho an’ny sokajy ankapobeny nahitana tsy fahatomombanana ihany ny fanadinana manokana.