dimanche 28 avril 2024

Archives quotidiennes: 16 novembre 2019

Governora Banky Foiben’i Madagasikara : tontosa androany ny fianianany

0
Tontosa androany tetsy amin'ny fitsarana tampony Anosy ny fianihanana nataon'ny governoran'i Banky foiben'i Madagasikara vaovao. Hojerevana akaiky ny mahakasika ny reserves en or mba haha-marintoerana ny vola malagasy hoy ny filoham-pirenena androany nandritra ity lanonana ity.

Rocade Nord-Est sy Rocade Est : mizotra araka ny tokony ho izy ny asa

0
Mizotra araka ny tokony ho izy ny asa fanamboarana ny Rocade Nord-Est sy ny rocade Est amin’izao fotoana izao ary ho vita ara-potoana ny asa. Nisy tamin’ity androany ity ny fidinana ifotony notanterahin’ny minisitra tomponandraikitra niaraka tamin’ireo mpamatsy vola, ny vondrona eoropeana sy ny AFD.