Archives quotidiennes: 25 octobre 2017

Fihaonana ao amin’ny Carlton : inona no marina?

0
Noezahin'ny mpitondra naely tato ho ato fa hisy ny fihaonana ao amin'ny hotely Carlton Anosy amin'ity herinandro ity handinihina ny hanitsiana na tsia ny lalàmpanorenana. Hafangaro amin'ny fanoloran'ny Comité interministériel ny rijanteny ho fanatsarana ny lalàna mifehy ny fifidianana ve io handinihina ny hanitsiana ny lalàmpanorenana io?

Mananjary : 3 500 ny tra-boina vokatry ny hai-trano ny alin’ny 23 okotobra

0
Dimanjato sy telo arivo no traboina vokatry ny haitrano mahatsiravina tao amin'ny Fokontany Anosinakoho sy Ankadindrano ao amin'ny kaominana an-drenivohitr'i Mananjary ny alin'ny 23 oktobra lasa teo