Archives quotidiennes: 20 octobre 2017

RAKOTOVAO Rivo: Tsy maintsy ho Filohan’ny Antenimierandoholona ?

0
Kajikajy politika ho fanomanana ny fifidianana Filohampirenena amin'ny taona 2018, rehefa notsipahin'ny maro na avy eto an-toerana na ireo mpiaramiombon'antoka vahiny sy iraisampirenena ny fikitihina ny Lalàmpanorenana iny fanendrena an'i RAKOTOVAO Rivo iny, izay minisitra eo anivon'ny fiadidiana ny repoblika ho lasa loholona tamin'ny Talata faha-17 oktobra lasa teo. Io no andikan'ny mpanara-baovao iny fanendrena iny.  

Raharaham-pirenena : diso lalana ny mpitondra fanjakana hoy ny loholona MAPAR

0
Manoloana ny fanovana lalampanorenana kasaina hatao sy ny fampiakarana an' Andriamatoa Rivo RAKOTOVAO ho loholon'i Madagasikara, diso lalana ny mpitondra fanjakana hoy ny Loholona Velontsara PAUL Bert. Miharihary ny tahotry ny filoham-pirenena ho very seza raha ny fanazavana .