Archives quotidiennes: 27 octobre 2017

Fanomanana fifidianana : ataon’ny fitondram-panjakana ambanin-javatra

0
Ataon'ny fitondram-panjakana ambanin-javatra ny fanomanana ny fifidianana. Hita taratra izany nandritra ny nandritra ny atrik'asa momba ny fifidianana notanterahina teny Anosy omaly. Tsy mbola fantatra ny daty hanatanterahina ny fifidianana filohampirenena na dia efa ho lany fe-potoam-piasana afaka herintaona aza ny Filohampirenena.

Villa Elisabeth : Nisy nivarotra ny ampahany ?

0
Nisy nivarotra ary efa lafo aman’olona ny “Villa Elisabeth” eny Ivandry, izay anjara trano fonenana Pr Zafy Albert, araka ny loharanom-baovao azo antoka. Iza no nivarotra ity fananam-panjakana ity ary iza no nividy azy?